John 1:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ilay avy ao aorianako, ary tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia Ilay avy ao aoriako, ary tsy mendrika hamaha ny kofehin-kapany aza aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia Ilay tamy aoriako, ary tsy mendrika hamaha ny fehikapany akory aho!
Malagasy Bible 1865
dia Ilay avy ao aoriako, ary tsy miendrika hamaha ny fehin-kapany aza aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ilay avy ao aorianako, ary tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aho.
malagasy
dia Ilay avy ao aoriako, ary tsy miendrika hamaha ny fehin-kapany aza aho.