John 1:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany zavatra izany dia tany Betania any andafin’i Jordana, izay nanaovan’i Jaona batisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany Betania an-dafin’i Jordany, izay nanaovan’i Joany batemy, no natao izany zavatra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany zavatra izany dia niseho tany Betania, andafy atsinanan’ny ony Jôrdàna, teo amin’ny fanaovan’i Jôhany batisa.
Malagasy Bible 1865
Izany zavatra izany dia natao tany Betania any an-dafin'i Jordana, izay nanaovan'i Jaona batisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany zavatra izany dia tany Betania any andafin’i Jordana, izay nanaovan’i Jaona batisa.
malagasy
Izany zavatra izany dia natao tany Betania any an-dafin'i Jordana, izay nanaovan'i Jaona batisa. [Na: Betabara]