John 1:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy ilay nolazaiko hoe: Misy Lehilahy tonga avy ao aorianako izay efa tonga eo alohako satria talohako Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no ilay nantsoiko hoe: ‹Misy lehilahy avy ao aoriako, sy efa tonga eo alohako, satria talohako Izy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy indrindra Ilay nolazaiko hoe: «Misy lehilahy tamy aoriako, Izay lehibe noho izaho, satria efa nisy talohako.»
Malagasy Bible 1865
Izy Ilay nolazaiko hoe: Misy Lehilahy avy ao aoriako Izay efa tonga eo alohako, satria talohako Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy ilay nolazaiko hoe: Misy Lehilahy tonga avy ao aorianako izay efa tonga eo alohako satria talohako Izy.
malagasy
Izy Ilay nolazaiko hoe: Misy Lehilahy avy ao aoriako Izay efa tonga eo alohako, satria talohako Izy.