John 1:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nahalala Azy aho; fa mba hanehoana Azy amin’ny Israely dia izany no niaviako manao batisa amin’ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izaho tsy nahalala Azy; fa mba hampisehoana Azy amin’i Israely no nahatongavako manao batemy amin’ny rano.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izaho dia tsy nahalala Azy; fa mba hampisehoana Azy amin’ny vahoaka Israely no nahatongavako hanao batisa ao amin’ny rano.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho tsy nahalala Azy; fa mba haseho amin'ny Isiraely Izy, izany no nihaviako manao batisa amin'ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nahalala Azy aho; fa mba hanehoana Azy amin’ny Israely dia izany no niaviako manao batisa amin’ny rano.
malagasy
Ary izaho tsy nahalala Azy; fa mba haseho amin'ny Isiraely Izy, izany no nihaviako manao batisa amin'ny rano.