John 1:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitson’iny i Jaona dia mbola teo ihany niaraka tamin’ny mpianany roa lahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitson’izay indray, dia mbola teo koa i Joany sy ny mpianany roa lahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny indray, dia mbola teo ihany i Jôhany sy ny mpianany roa lahy;
Malagasy Bible 1865
Nony ampitson'iny indray dia nijanona Jaona sy ny mpianany roa lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitson’iny i Jaona dia mbola teo ihany niaraka tamin’ny mpianany roa lahy;
malagasy
Nony ampitson'iny indray dia nijanona Jaona sy ny mpianany roa lahy;