John 1:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nahita an’i Jesosy nitsangantsangana izy ka niteny hoe: Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy izy nahatazana an’i Jesoa nandalo: «Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nahatazana an’i Jesoa nandalo i Jôhany ka hoy izy hoe: –Indro ny Zanakondrin’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
ary nijery an'i Jesosy nitsangantsangana izy ka nanao hoe: Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nahita an’i Jesosy nitsangantsangana izy ka niteny hoe: Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra!
malagasy
ary nijery an'i Jesosy nitsangantsangana izy ka nanao hoe: Indro ny Zanak'ondrin'Andriamanitra!