John 1:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nitodika Jesosy ka nahita azy ireo manaraka, dia niteny taminy hoe: Inona no tadiavinareo? Ary hoy izy roa lahy Taminy: Raby, izany hoe, Mpampianatra ô, aiza Ianao no mitoetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitodika i Jesoa ka nahita azy ireo nanaraka Azy, dia nanao taminy hoe: «Inona no tadiavinareo?» Ary hoy izy ireo taminy: «Raby, (izany hoe, ry Mpampianatra, raha adika) aiza Ianao no mitoetra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitodika i Jesoa ka nahita azy roa lahy nanaraka, dia nanao taminy hoe: –Inona no tadiavinareo izay? Ka novalian’izy roa lahy hoe: –Rabỳ ô, (izany hoe Mpampianatra ô, raha adika), aiza ianao no mitoetra?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nitodika ka nahita azy manaraka, dia nanao taminy hoe: Inona no tadiavinareo? Ary hoy izy roa lahy taminy: Raby (izay atao hoe, raha adika, Mpampianatra ô, aiza Hianao no mitoetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nitodika Jesosy ka nahita azy ireo manaraka, dia niteny taminy hoe: Inona no tadiavinareo? Ary hoy izy roa lahy Taminy: Raby, izany hoe, Mpampianatra ô, aiza Ianao no mitoetra?
malagasy
Ary Jesosy nitodika ka nahita azy manaraka, dia nanao taminy hoe: Inona no tadiavinareo? Ary hoy izy roa lahy taminy: Raby (izay atao hoe, raha adika, Mpampianatra ô, aiza Hianao no mitoetra?