John 1:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy taminy: Avia, fa ho hitanareo. Dia nandeha izy ireo ka nahita izay nitoerany ary nitoetra teo Aminy tamin’izany andro izany; ary efa tokony ho ora fahafolo tamin’izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy Izy taminy: «Avia fa ho hitanareo.» Dia nandeha izy ireo ka nahita izay nitoerany, sy nitoetra teo aminy tamin’iny andro iny; ary tokony ho tamin’ny ora fahafolo tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Avia, fa ho hitanareo! Koa dia nandeha izy roa lahy ka nahita izay nitoeran’i Jesoa ary nitoetra teo aminy tamin’io andro io. (Tokony ho tamin’ny efatra tolakandro tamin’izay).
Malagasy Bible 1865
Hoy Izy taminy: Avia, fa ho hitanareo. Koa dia nandeha izy ka nahita izay nitoerany ary nitoetra teo aminy tamin'izany andro izany; ary efa tokony ho ora fahafolo tamin'izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy taminy: Avia, fa ho hitanareo. Dia nandeha izy ireo ka nahita izay nitoerany ary nitoetra teo Aminy tamin’izany andro izany; ary efa tokony ho ora fahafolo tamin’izay.
malagasy
Hoy Izy taminy: Avia, fa ho hitanareo. Koa dia nandeha izy ka nahita izay nitoerany ary nitoetra teo aminy tamin'izany andro izany; ary efa tokony ho ora fahafolo tamin'izay.