John 1:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Andrea, rahalahin’i Simona Petera, no iray tamin’izy roa lahy, izay nandre ny tenin’i Jaona ka nanaraka an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Andre rahalahin’i Simôna Piera no anankiray tamin’izy roa lahy izay nandre ny tenin’i Joany ka nanaraka an’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Andrea, rahalahin’i Simôna Petera, no anankiray tamin’izy roa lahy nandre ny tenin’i Jôhany, ka nanaraka an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Andrea, rahalahin'i Simona Petera, no anankiray tamin'izy roa lahy, izay nandre ny tenin'i Jaona ka nanaraka an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Andrea, rahalahin’i Simona Petera, no iray tamin’izy roa lahy, izay nandre ny tenin’i Jaona ka nanaraka an’i Jesosy.
malagasy
Andrea, rahalahin'i Simona Petera, no anankiray tamin'izy roa lahy, izay nandre ny tenin'i Jaona ka nanaraka an'i Jesosy.