John 1:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy no nahita an’i Simona rahalahiny aloha, dia hoy izy taminy: Efa nahita ny Mesia, izany hoe ny Kristy, izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny olona voalohany nifanena taminy kosa dia i Simôna rahalahiny ka nilazany hoe: «Efa hitanay ny Mesia» (izany hoe: Kristy, ilay Voahosotra raha adika).
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nihaonan’i Andrea voalohany dia i Simôna rahalahiny ka nilazany hoe: –Efa hitanay ny Mesia (izany hoe i Kristy na hoe Voahosotra, raha adika)!
Malagasy Bible 1865
Izy no nahita an'i Simona rahalahiny aloha, dia hoy izy taminy: Efa nahita ny Mesia izahay (izay atso hoe, raha adika, ny Kristy).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy no nahita an’i Simona rahalahiny aloha, dia hoy izy taminy: Efa nahita ny Mesia, izany hoe ny Kristy*, izahay.
malagasy
Izy no nahita an'i Simona rahalahiny aloha, dia hoy izy taminy: Efa nahita ny Mesia izahay (izay atso hoe, raha adika, ny Kristy).