John 1:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso dia te hiala ho any Galilia Jesosy, ary nahita an’i Filipo Izy ka niteny taminy hoe: Manaraha Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, niroso nankany Galilea i Jesoa, ary nifanena tamin’i Filipo Izy ka nanao taminy hoe: «Manaraha Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitson’iny, dia niroso nankany amin’ny faritany Galilea i Jesoa; tafahaona tamin’i Filipo Izy ary nanao taminy hoe: –Avia hiaraka amiko!
Malagasy Bible 1865
Nony ampitso dia te-hiala ho any Galilia Jesosy, ary nahita an'i Filipo Izy ka nanao taminy hoe: Manaraha Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso dia te hiala ho any Galilia Jesosy, ary nahita an’i Filipo Izy ka niteny taminy hoe: Manaraha Ahy.
malagasy
Nony ampitso dia te-hiala ho any Galilia Jesosy, ary nahita an'i Filipo Izy ka nanao taminy hoe: Manaraha Ahy.