John 1:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Filipo dia avy any Betsaida, tanànan’i Andrea sy i Petera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ao Betsaida tanàna niavian’i Andre sy i Piera ihany koa i Filipo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Filipo dia avy any Betsaidà, tanàna fiavian-dry i Andrea sy i Petera.
Malagasy Bible 1865
Ary Filipo dia avy any Betsaida, tanànan'i Andrea sy Petera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Filipo dia avy any Betsaida, tanànan’i Andrea sy i Petera.
malagasy
Ary Filipo dia avy any Betsaida, tanànan'i Andrea sy Petera.