John 1:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Filipo kosa raha nahita an’i Natanaela dia niteny taminy hoe: Efa hitanay ilay nosoratan’i Mosesy tao amin’ny Lalàna sady nosoratan’ny mpaminany, dia Jesosy, zanak’i Josefa, avy any Nazareta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Filipo kosa nifanena tamin’i Natanaely ka nanao taminy hoe: «Efa hitanay Ilay voalazan’i Môizy tao amin’ny Lalàna, sy nambaran’ny mpaminany, dia i Jesoa zanak’i Josefa avy any Nazareta.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafahaona tamin’i Natanaela kosa i Filipo ka niteny taminy hoe: «Efa hitanay Ilay voalazan’i Mosesy tao amin’ny bokin’ny Lalàna sy voalazan’ireo mpaminany, dia i Jesoa zanak’i Jôsefa, Ilay avy any Nazareta.»
Malagasy Bible 1865
Filipo kosa nahita an'i Natanaela ka nanao taminy hoe: Efa hitanay Ilay nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàna, sy nosoratan'ny mpaminany, dia Jesosy, zanak'i Josefa, avy any Nazareta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Filipo kosa raha nahita an’i Natanaela dia niteny taminy hoe: Efa hitanay ilay nosoratan’i Mosesy tao amin’ny Lalàna sady nosoratan’ny mpaminany, dia Jesosy, zanak’i Josefa, avy any Nazareta.
malagasy
Filipo kosa nahita an'i Natanaela ka nanao taminy hoe: Efa hitanay Ilay nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàna, sy nosoratan'ny mpaminany, dia Jesosy, zanak'i Josefa, avy any Nazareta.