John 1:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Natanaela taminy: Moa mba misy zava-tsoa toy izany va avy any Nazareta? Dia hoy i Filipo taminy: Andeha hizaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Natanaely taminy: «Moa mba mety hisy zava-tsoa va avy any Nazareta?» Dia hoy i Filipo taminy: «Avia, ary zahao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Natanaela taminy: –Moa mba mety hisy zava-tsoa ve avy any Nazareta? Dia novalian’i Filipo hoe: –Ndao ianao hizaha!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Natanaela taminy: Moa mba misy zava-tsoa va avy any Nazareta? Dia hoy Filipo taminy: Andeha hizaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Natanaela taminy: Moa mba misy zava-tsoa toy izany va avy any Nazareta? Dia hoy i Filipo taminy: Andeha hizaha.
malagasy
Ary hoy Natanaela taminy: Moa mba misy zava-tsoa va avy any Nazareta? Dia hoy Filipo taminy: Andeha hizaha.