John 1:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita an’i Natanaela nanatona Azy Jesosy dia nilaza ny momba azy hoe: Indro ny tena Israelita tsy misy fitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita an’i Natanaely tamy nanatona Azy i Jesoa, dia nilaza azy hoe: «Io no tena Israelita tokoa, izay tsy misy fitaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita an’i Natanaela tamy nanatona Azy i Jesoa ka izao no teniny momba an’i Natanaela: –Izany ka tena Israelita tsy misy fitaka!
Malagasy Bible 1865
Jesosy nahita an'i Natanaela avy manatona Azy, dia nilaza azy hoe: Indro ny tena Isiraelita tsy misy fitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita an’i Natanaela nanatona Azy Jesosy dia nilaza ny momba azy hoe: Indro ny tena Israelita tsy misy fitaka.
malagasy
Jesosy nahita an'i Natanaela avy manatona Azy, dia nilaza azy hoe: Indro ny tena Isiraelita tsy misy fitaka.