John 1:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Natanaela taminy: Ahoana no ahafantaranao ahy? Dia namaly azy Jesosy hoe: Talohan’ny niantsoan’i Filipo anao dia efa hitako teo ambanin’ny aviavy ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Natanaely taminy: «Ahoana no nahalalanao ahy?» Ary hoy ny navalin’i Jesoa azy: «Talohan’ny niantsoan’i Filipo anao, dia hitako tao ambanin’ny aviavy ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Natanaela taminy: –Ahoana no ahafantaranao ahy? Ka novalian’i Jesoa hoe: –Talohan’ny niantsoan’i Filipo anao, dia hitako teo ambany aviavy ianao!
Malagasy Bible 1865
Hoy Natanaela taminy: Ahoana no ahafantaranao ahy? Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Fony tsy mbola niantso anao Filipo, dia hitako teo ambanin'ny aviavy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Natanaela taminy: Ahoana no ahafantaranao ahy? Dia namaly azy Jesosy hoe: Talohan’ny niantsoan’i Filipo anao dia efa hitako teo ambanin’ny aviavy ianao.
malagasy
Hoy Natanaela taminy: Ahoana no ahafantaranao ahy? Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Fony tsy mbola niantso anao Filipo, dia hitako teo ambanin'ny aviavy ianao. [aviavimbazaha]