John 1:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Natanaela: Raby ô, Ianao no Zanak’Andriamanitra, Ianao no Mpanjakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly Azy i Natanaely, ka nanao hoe: «Raby ô, Ianao no zanak’Andriamanitra, Ianao no Mpanjakan’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Natanaela kosa nilaza taminy hoe: –Mpampianatra ô, Ianao no Zanak’Andriamanitra, Ianao no Mpanjakan’i Israely!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Natanaela ka nanao hoe: Raby ô, Hianao no Zanak'Andriamanitra; Hianao no Mpanjakan'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Natanaela: Raby ô, Ianao no Zanak’Andriamanitra, Ianao no Mpanjakan’ny Israely.
malagasy
Dia namaly Natanaela ka nanao hoe: Raby ô, Hianao no Zanak'Andriamanitra; Hianao no Mpanjakan'ny Isiraely.