John 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mazava dia mamirapiratra ao amin’ny maizina, fa ny maizina dia tsy nandray azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mamirapiratra amin’ny maizina ny fahazavana, fa tsy nandray Azy ny maizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny fahazavana dia mamirapiratra anatin’ny haizina, ka tsy nahasakana azy ny haizina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mazava dia mamirapiratra ao amin’ny maizina, fa ny maizina dia tsy nandray azy.
malagasy
Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy. [Na: Tsy mahasakana azy]