John 1:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny navalin’i Jesosy azy hoe: Moa ny nilazako taminao va fa hitako teo ambanin’ny aviavy ianao no inoanao? Hahita zavatra lehibe noho izany ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Mino ianao satria nilazako fa hitako tao ambanin’ny aviavy ianao; mbola hahita zava-dehibe noho izany aza ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary novalian’i Jesoa hoe: –Mino ve ianao satria nilazako fa hitako teo ambany aviavy? Zavatra lehibe noho izany no mbola ho hitanao!
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Moa ny nilazako taminao va fa hitako teo ambanin'ny aviavy ianao no inoanao? Hahita zavatra lehibe noho izany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny navalin’i Jesosy azy hoe: Moa ny nilazako taminao va fa hitako teo ambanin’ny aviavy ianao no inoanao? Hahita zavatra lehibe noho izany ianao.
malagasy
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Moa ny nilazako taminao va fa hitako teo ambanin'ny aviavy ianao no inoanao? Hahita zavatra lehibe noho izany ianao.Ary hoy koa Izy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ho hitanareo ny lanitra misokatra sy ny anjelin'Andriamanitra miakatra sy midina eo ambonin'ny Zanak'olona.