John 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga mba ho vavolombelona hanambara ny mazava izy, mba hinoan’ny olona rehetra noho ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tonga ho vavolombelona hanambara ny Fahazavana izy mba hinoan’ny olon-drehetra noho ny teniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga hijoro ho vavolombelona i Jôhany, dia vavolombelona hanambara ilay fahazavana; ka ny hafatra nampitain’i Jôhany no hampino ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan'ny olona rehetra noho ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga mba ho vavolombelona hanambara ny mazava izy, mba hinoan’ny olona rehetra noho ny teniny.
malagasy
Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan'ny olona rehetra noho ny teniny.