John 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy izy anefa no Ilay mazava, fa tonga mba ho vavolombelona hanambara ny mazava ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy izy anefa no Fahazavana fa tonga ho vavolombelona manambara ny fahazavana fotsiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hoe i Jôhany no fahazavana, fa izy no ho vavolombelona hanambara ny fahazavana.
Malagasy Bible 1865
Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy izy anefa no Ilay mazava, fa tonga mba ho vavolombelona hanambara ny mazava ihany izy.
malagasy
Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy.