John 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Teny no tena mazava izay mahazava ny olona rehetra; tonga eto amin’izao tontolo izao Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Teny ihany no tena Fahazavana, izay manazava ny olona rehetra tonga amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay Teny no tena fahazavana tonga amin’ izao tontolo izao sady manazava ny olombelona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Tao ny tena Mazava Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Teny no tena mazava izay mahazava ny olona rehetra; tonga eto amin’izao tontolo izao Izy.
malagasy
Tao ny tena Mazava Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin'izao tontolo izao. [Na: Izy no tena Mazava] [Na: Ny Mazava marina, Izay mahazava ny olona rehetra, dia tonga amin'izao tontolo izao]