John 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no Mpiandry tsara; ny Mpiandry tsara dia manolotra ny ainy hamonjy ny ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no mpiandry ondry tsara. Ny mpiandry ondry tsara dia mahafoy ny ainy ho an’ny ondriny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no Mpiandry tsara. Ny Mpiandry tsara no manolotra ny ainy hamonjena ny ondry.
Malagasy Bible 1865
Izaho no Mpiandry Tsara; ny Mpiandry Tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no Mpiandry tsara; ny Mpiandry tsara dia manolotra ny ainy hamonjy ny ondry.
malagasy
Izaho no Mpiandry Tsara; ny Mpiandry Tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry.