John 10:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpikarama, satria tsy mpiandry na tompon’ny ondry izy, koa raha mahita ny amboadia avy, dia mandao ny ondry ka mandositra, ary ny amboadia kosa dia misambotra ny ondry ka mampihahaka azy ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny mpikarama kosa, noho izy tsy mpiandry ondry na tompon’ny ondry, vao mahita ny amboadia tamy, dia ilaozany mandositra ny ondry, fa ny amboadia no avelany eo hisambotra sy hampihahaka azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpikarama kosa, noho izy tsy mpiandry sady tsy tompon’ny ondry, dia mandao ny ondry sy mandositra raha vao mahita ny amboadia tamy; ka ny amboadia no misambotra ny ondry sy mampihahaka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpikarama, satria tsy mpiandry na tompon'ny ondry izy, koa raha mahita ny amboadia avy, dia mandao ny ondry ka mandositra, ary ny amboadia misambotra ny ondry ka mampihahaka azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpikarama, satria tsy mpiandry na tompon’ny ondry izy, koa raha mahita ny amboadia avy, dia mandao ny ondry ka mandositra, ary ny amboadia kosa dia misambotra ny ondry ka mampihahaka azy ireo;
malagasy
Ary ny mpikarama, satria tsy mpiandry na tompon'ny ondry izy, koa raha mahita ny amboadia avy, dia mandao ny ondry ka mandositra, ary ny amboadia misambotra ny ondry ka mampihahaka azy; [lopa]