John 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mandositra izy satria mpikarama ka tsy miraharaha ny ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria mpikarama izy, ka tsy raharahainy akory ny ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpikarama no mandositra, dia satria mpikarama izy ka tsy raharahainy akory ny ondry.
Malagasy Bible 1865
mandositra izy, satria mpikarama ka tsy mitandrina ny ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mandositra izy satria mpikarama ka tsy miraharaha ny ondry.
malagasy
mandositra izy, satria mpikarama ka tsy mitandrina ny ondry.