John 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no Mpiandry tsara; ary fantatro ny Ahy sady fantany Aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no mpiandry ondry tsara, sady mahalala ny Ahy Aho no fantatry ny Ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no Mpiandry tsara: fantatro ny ondriko ary ny ondriko mahafantatra Ahy,
Malagasy Bible 1865
Izaho no Mpiandry Tsara; ary fantatro ny Ahy, sady fantany Aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no Mpiandry tsara; ary fantatro ny Ahy sady fantany Aho,
malagasy
Izaho no Mpiandry Tsara; ary fantatro ny Ahy, sady fantany Aho,