John 10:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no itiavan’ny Raiko Ahy satria manolotra ny aiko Aho mba handraisako azy indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no itiavan’ny Ray Ahy: satria mahafoy ny aiko Aho, mba handraisako azy indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny itiavan’ny Ray Ahy dia satria manolotra ny aiko Aho mba handraisako azy indray.
Malagasy Bible 1865
Ary izany no itiavan'ny Raiko Ahy, satria Izaho manolotra ny aiko mba handraisako azy indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no itiavan’ny Raiko Ahy satria manolotra ny aiko Aho mba handraisako azy indray.
malagasy
Ary izany no itiavan'ny Raiko Ahy, satria Izaho manolotra ny aiko mba handraisako azy indray.