John 10:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy fisarahana indray teo amin’ny Jiosy noho izany teny izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifanditra indray ny Jody nony nandre ireo teny ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisara-tsaina indray ny Jiosy noho izany teny izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy fisarahana indray tao amin'ny Jiosy noho izany teny izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy fisarahana indray teo amin’ny Jiosy* noho izany teny izany.
malagasy
Ary nisy fisarahana indray tao amin'ny Jiosy noho izany teny izany.