John 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro tamin’ireo no niteny hoe: Manana demonia Izy ka efa very saina; nahoana no mihaino Azy ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maro tamin’ireo moa nanao hoe: «Manana demony Izy sady very saina, ka nahoana no mihaino Azy ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro tamin’ireo no nanao hoe: –Ondranondranana io sady very saina, ka inona no ihainoanareo Azy?
Malagasy Bible 1865
Ary maro tamin'ireo no nanao hoe: Manana demonia Izy ka efa very saina; nahoana no mihaino Azy ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro tamin’ireo no niteny hoe: Manana demonia* Izy ka efa very saina; nahoana no mihaino Azy ianareo?
malagasy
Ary maro tamin'ireo no nanao hoe: Manana demonia Izy ka efa very saina; nahoana no mihaino Azy ianareo?