John 10:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa anefa ny sasany: Tsy mba tenin’ny demoniaka izany; moa ny demonia va mahay mampahiratra ny mason’ny jamba?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny sasany kosa nanao hoe: «Tsy mba tenin’olona manana demony izany; ary demony koa ve hahay mampahiratra ny mason’ny jamba?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany kosa nanao hoe: –Tsy mba tenin’olona azon- demony izany! Demony ve mahay mampahiratra ny mason’ny jamba?
Malagasy Bible 1865
Hoy kosa ny sasany: Tsy mba tenin'ny demoniaka izany; moa ny demonia va mahay mampahiratra ny mason'ny jamba?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa anefa ny sasany: Tsy mba tenin’ny demoniaka izany; moa ny demonia va mahay mampahiratra ny mason’ny jamba?
malagasy
Hoy kosa ny sasany: Tsy mba tenin'ny demoniaka izany; moa ny demonia va mahay mampahiratra ny mason'ny jamba?