John 10:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga ny andro firavoravoana tany Jerosalema, dia ilay atao hoe Fitokanana, ary efa ririnina ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay tonga ny fetin’ny Fitokanana tany Jerosalema, sady ririnina ny andro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ririnina ny andro tamin’izay ary notontosaina tao Jerosalema ny fankalazana ny Fitokanana.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga ny andro firavoravoana tany Jerosalema, dia ilay atao hoe Fitokanana, ary efa ririnina ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga ny andro firavoravoana tany Jerosalema, dia ilay atao hoe Fitokanana, ary efa ririnina ny andro.
malagasy
Ary tonga ny andro firavoravoana tany Jerosalema, dia ilay atao hoe Fitokanana, ary efa ririnina ny andro.