John 10:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nitsangantsangana tao amin’ny tempoly teo amin’ny fialofan’i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Jesoa nitsangantsangana tao an-Tempoly tao amin’ny lavarangan’i Salômôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa dia nitsangantsangana tao an- kianjan’ny tempoly, teo amin’ny lala-mitafon ’i Salômôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nitsangantsangana teo an-kianjan'ny tempoly teo amin'ny Fialofan'i Solomona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nitsangantsangana tao amin’ny tempoly teo amin’ny fialofan’i Solomona.
malagasy
Ary Jesosy nitsangantsangana teo an-kianjan'ny tempoly teo amin'ny Fialofan'i Solomona.