John 10:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitangoronan’ny Jiosy Izy ka nanontaniany hoe: Ambara-pahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Ianao no Kristy dia lazao marimarina aminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitangoronan’ny Jody Izy ka nilazany hoe: «Ambara-pahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Ianao no Kristy, mba lazao tsotra aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nitangoronan’ny Jiosy Izy nanontaniany hoe: –Ambara-pahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Ianao tokoa no ilay Mesia, mba lazao mazava aminay!
Malagasy Bible 1865
Dia nitangoronan'ny Jiosy Izy ka nanontaniany hoe: Ambara-pahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Hianao no Kristy, dia lazao marimarina aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitangoronan’ny Jiosy* Izy ka nanontaniany hoe: Ambara-pahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Ianao no Kristy* dia lazao marimarina aminay.
malagasy
Dia nitangoronan'ny Jiosy Izy ka nanontaniany hoe: Ambara-pahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Hianao no Kristy, dia lazao marimarina aminay.