John 10:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin’ny anaran’ny Raiko no manambara Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa namaly azy: «Efa nilaza taminareo Aho, fa tsy mino ianareo; manambara Ahy koa ny asa ataoko amin’ny Anaran’ny Raiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Efa nilaza taminareo Aho, nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin’ny anaran’ny Raiko dia mijoro ho vavolombelona manambara Ahy,
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin'ny anaran'ny Raiko no manambara Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin’ny anaran’ny Raiko no manambara Ahy.
malagasy
Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin'ny anaran'ny Raiko no manambara Ahy.