John 10:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy mino ianareo satria tsy mba isan’ny ondriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy mino ianareo satria tsy mba isan’ny ondriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa ianareo tsy mino satria tsy mba isan’ny ondriko.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ianareo tsy mino, satria tsy mba isan'ny ondriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy mino ianareo satria tsy mba isan’ny ondriko.
malagasy
Kanefa ianareo tsy mino, satria tsy mba isan'ny ondriko.