John 10:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ondriko dia mihaino ny feoko, mahalala azy Aho, ary manaraka Ahy izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ondriko mihaino ny feoko, Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo ondriko mihaino ny feoko: Izaho mahafantatra ny ondriko, ary izy manaraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ondriko dia mihaino ny feoko, mahalala azy Aho, ary manaraka Ahy izy,
malagasy
Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,