John 10:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka vato indray ny Jiosy hitoraka Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naka vato hitorahana Azy indray ny Jody;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka vato indray ny Jiosy hitorahana Azy,
Malagasy Bible 1865
Dia naka vato indray ny Jiosy hitoraka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka vato indray ny Jiosy hitoraka Azy.
malagasy
Dia naka vato indray ny Jiosy hitoraka Azy.