John 10:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy hoe: Maro ny asa tsara nasehoko taminareo avy tamin’ny Ray; koa ny asa manao ahoana amin’ireny moa no itorahanareo vato Ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy i Jesoa tamin’izy ireo: «Be ny asa soa nasehoko teo taminareo, avy tamin’ny Ray, ka iza amin’ireny asa ireny no itorahanareo Ahy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hoy i Jesoa taminy: –Maro ny asa tsara nasehoko teo aminareo noho ny fahefana azoko tamin’ny Ray; ka inona amin’ireny asa ireny no itorahanareo vato Ahy?
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly azy hoe: Maro ny asa tsara nasehoko taminareo avy tamin'ny Ray; koa ny asa manao ahoana amin'ireny moa no itorahanareo vato Ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy hoe: Maro ny asa tsara nasehoko taminareo avy tamin’ny Ray; koa ny asa manao ahoana amin’ireny moa no itorahanareo vato Ahy?
malagasy
Jesosy namaly azy hoe: Maro ny asa tsara nasehoko taminareo avy tamin'ny Ray; koa ny asa manao ahoana amin'ireny moa no itorahanareo vato Ahy?