John 10:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaly Azy ny Jiosy hoe: Tsy asa tsara no itorahanay vato Anao, fa fitenenan-dratsy, satria olona ihany Ianao nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Jody namaly Azy: «Tsy ny asa soa no itorahanay Anao, fa ny teninao miteny ratsy an’Andriamanitra; satria olombelona fotsiny Ianao, nefa manao ny Tenanao ho Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’ny Jiosy hoe: –Tsy ny asa tsara no itorahanay vato Anao, fa ny fanevatevànao an’Andriamanitra; olombelona ihany manko Ianao, nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ny Jiosy namaly Azy hoe: Tsy asa tsara no itorahanay vato Anao, fa fitenenan-dratsy, satria olona ihany Hianao, nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaly Azy ny Jiosy hoe: Tsy asa tsara no itorahanay vato Anao, fa fitenenan-dratsy, satria olona ihany Ianao nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra.
malagasy
Ny Jiosy namaly Azy hoe: Tsy asa tsara no itorahanay vato Anao, fa fitenenan-dratsy, satria olona ihany Hianao, nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra.