John 10:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy hoe: Tsy voasoratra ao amin’ny lalànanareo va hoe: «Hoy aho: Ianareo andriamanitra» (Sal 82.6)?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa namaly azy hoe: «Moa tsy izao no voasoratra ao amin’ny Lalànareo: Hoy Izaho: Andriamanitra ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa niteny taminy hoe: –Tsy voalaza ao amin’ny Soratra Masina ve izao: «Hoy Aho: Andriamanitra ianareo »?
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly azy hoe: Tsy voasoratra ao amin'ny lalànareo va hoe: Hoy Izaho: Andriamanitra ianareo? (Sal. 82. 6).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy hoe: Tsy voasoratra ao amin’ny lalànanareo va hoe: «Hoy aho: Ianareo andriamanitra» (Sal 82.6)?
malagasy
Jesosy namaly azy hoe: Tsy voasoratra ao amin'ny lalànareo va hoe: Hoy Izaho: Andriamanitra ianareo? (Sal. 82. 6).