John 10:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha ireny izay nanaovana izany tenin’Andriamanitra izany no natao hoe andriamanitra, ary ny Soratra Masina dia tsy azo foanana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha ireny nanambaràna ny tenin’Andriamanitra ireny aza antsoin’ny lalàna hoe andriamanitra, ary tsy azo foanana ny Soratra Masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy azo foanana ny Soratra Masina; fa ireo olona nanambarana ny tenin’Andriamanitra dia natao hoe «Andriamanitra».
Malagasy Bible 1865
Raha ireny izay nanaovana izany tenin'Andriamanitra izany no natao hoe andriamanitra (ary ny Soratra Masina tsy azo foanana),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha ireny izay nanaovana izany tenin’Andriamanitra izany no natao hoe andriamanitra, ary ny Soratra Masina dia tsy azo foanana,
malagasy
Raha ireny izay nanaovana izany tenin'Andriamanitra izany no natao hoe andriamanitra (ary ny Soratra Masina tsy azo foanana),