John 10:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
moa izay nohasinin’ny Ray ka nirahiny ho amin’izao tontolo izao va no ataonareo hoe: Miteny ratsy ianao, satria hoy Aho: Zanak’Andriamanitra Aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ahoana no ilazanareo an’Ilay nohamasinin’ny Ray sy nirahiny etỳ ambonin’ny tany hoe: miteny ratsy an’Andriamanitra Ianao satria nilaza hoe: Zanak’Andriamanitra Aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa natokan’ny Ray sy nirahiny ho eo amin’izao tontolo izao; kanefa dia ataonareo hoe manevateva an’Andriamanitra Aho satria nilaza hoe: Zanak’Andriamanitra Aho!
Malagasy Bible 1865
moa Izay nohasinin'ny Ray ka nirahiny ho amin'izao tontolo izao va no ataonareo hoe: Miteny ratsy Hianao, satria hoy Izaho: Zanak'Andriamanitra Aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
moa izay nohasinin’ny Ray ka nirahiny ho amin’izao tontolo izao va no ataonareo hoe: Miteny ratsy ianao, satria hoy Aho: Zanak’Andriamanitra Aho?
malagasy
moa Izay nohasinin'ny Ray ka nirahiny ho amin'izao tontolo izao va no ataonareo hoe: Miteny ratsy Hianao, satria hoy Izaho: Zanak'Andriamanitra Aho?