John 10:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitady hisambotra Azy indray ny Jiosy; fa niala teo Izy ka tsy voatanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nitady hisambotra Azy indray izy ireo, fa niala teo an-tanany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nitady hisambotra an’i Jesoa indray ry zareo fa niala teo Izy ka tsy voatanany.
Malagasy Bible 1865
Dia nitady hisambotra Azy indray ny Jiosy; fa nandositra azy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitady hisambotra Azy indray ny Jiosy; fa niala teo Izy ka tsy voatanany.
malagasy
Dia nitady hisambotra Azy indray ny Jiosy; fa nandositra azy Izy.