John 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa mamoaka ny ondriny rehetra izy dia mialoha azy ireo; ary manaraka azy ny ondriny satria mahalala ny feony ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafavoakany avokoa ny azy, dia mialoha izy, ka manaraka azy ny ondry, satria mahalala ny feony:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tafavoakany avokoa ny ondriny, dia lasa izy mialoha azy; ary manaraka azy ny ondriny, satria mahalala ny feony.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa mamoaka ireo rehetra ireo izy, dia mialoha azy; ary ny ondriny manaraka azy, satria mahalala ny feony ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa mamoaka ny ondriny rehetra izy dia mialoha azy ireo; ary manaraka azy ny ondriny satria mahalala ny feony ireo.
malagasy
Ary rehefa mamoaka ireo rehetra ireo izy, dia mialoha azy; ary ny ondriny manaraka azy, satria mahalala ny feony ireo.