John 10:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nankany andafin’i Jordana indray Jesosy, ho any amin’ilay toerana nanaovan’i Jaona batisa voalohany ka nitoetra tany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa Izy nankany an-dafin’i Jordany, amin’ilay tany nanaovan’i Joany batemy voalohany, ka nitoetra tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Jesoa nankany andafin’ny ony Jôrdàna, any amin’ilay toerana nanombohan’i Jôhany nanao batisa, ka nijanona tany.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nankany an-dafin'i Jordana indray Jesosy, ho any amin'ilay tany nanaovan'i Jaona batisa voalohany, ka nitoetra tany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nankany andafin’i Jordana indray Jesosy, ho any amin’ilay toerana nanaovan’i Jaona batisa voalohany ka nitoetra tany Izy.
malagasy
Dia lasa nankany an-dafin'i Jordana indray Jesosy, ho any amin'ilay tany nanaovan'i Jaona batisa voalohany, ka nitoetra tany Izy.