John 10:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro no nankeo Aminy ka nilaza hoe: Tsy mba nanao famantarana i Jaona, nefa izay rehetra nolazainy ny amin’ity lehilahy ity dia marina avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maro no nanatona Azy, fa nanao hoe: «Tsy nanao fahagagana i Joany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro no nankeo aminy ka nanao hoe: –I Jôhany tsy nanao famantarana na dia iray aza; nefa izay rehetra voalazan’i Jôhany ny amin’ity Lehilahy ity, dia marina avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary maro no nankeo aminy ka nanao hoe: Jaona tsy mba nanao famantarana, nefa izay rehetra nolazainy ny amin'ity Lehilahy ity dia marina avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro no nankeo Aminy ka nilaza hoe: Tsy mba nanao famantarana i Jaona, nefa izay rehetra nolazainy ny amin’ity lehilahy ity dia marina avokoa.
malagasy
Ary maro no nankeo aminy ka nanao hoe: Jaona tsy mba nanao famantarana, nefa izay rehetra nolazainy ny amin'ity Lehilahy ity dia marina avokoa.Ary maro no nino Azy teo.