John 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vahiny dia tsy mba harahiny, fa handosirany, satria tsy fantany ny feon’ny vahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny olon-kafa tsy arahiny, fa andosirany, satria tsy fantany ny feony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahiny kosa tsy mba harahin’ny ondry fa handosirany, satria tsy fantany ny feon’ireo vahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahiny tsy harahiny, fa handosirany, satria tsy fantany ny feon'ny vahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vahiny dia tsy mba harahiny, fa handosirany, satria tsy fantany ny feon’ny vahiny.
malagasy
Ary ny vahiny tsy harahiny, fa handosirany, satria tsy fantany ny feon'ny vahiny.