John 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany fanoharana izany no nataon’i Jesosy taminy, nefa tsy azon’ireo nihaino, izay tiany nolazainy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nolazain’i Jesoa taminy izany fanoharana izany, nefa tsy azon’izy ireo izay nolazainy tamin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany fanoharana izany dia nolazain’i Jesoa tamin’ireo Jiosy, kanefa tsy azon-dry zareo ny zavatra noresahiny taminy.
Malagasy Bible 1865
Izany fanoharana izany no nolazain'i Jesosy taminy, nefa tsy azony izay zavatra nolazainy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany fanoharana izany no nataon’i Jesosy taminy, nefa tsy azon’ireo nihaino, izay tiany nolazainy taminy.
malagasy
Izany fanoharana izany no nolazain'i Jesosy taminy, nefa tsy azony izay zavatra nolazainy taminy.