John 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hoy indray i Jesoa taminy: Lazaiko marina dia marina aminareo fa Izaho no varavaran’ny ondry;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Jesoa: –Lazaiko marina dia marina aminareo fa Izaho no vavahadin’ny ondry.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin'ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin’ondry.
malagasy
Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin'ondry.