John 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no vavahady; raha Izaho no idiran’ny olona dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no varavarana. Raha Izaho no hidiran’ny olona, dia hovonjena izy, ka hiditra sy hivoaka, sady hahita hanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no vavahady: raha amin’ny alalako no idiran’ny ondry, dia hovonjena izy ary ho afa-miditra sy mivoaka ny vala sady hahita tanim-bilona.
Malagasy Bible 1865
Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran'ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no vavahady; raha Izaho no idiran’ny olona dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.
malagasy
Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran'ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.